-
Josoa 19:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Alameleka, Amada, ary Misala. Ary niankandrefana nankany Karmela+ sy Sihora-libnata izany,
-
-
Josoa 19:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
-