1 Tantara 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hiteraka lahikely ianao,+ ary hiadana* izy. Hovonjeko amin’ny fahavalo rehetra manodidina azy izy ka hataoko milamin-tsaina.+ Hantsoina hoe Solomona*+ mantsy izy, ary hataoko miadana sy milamina ny Israely amin’ny androny.+
9 Hiteraka lahikely ianao,+ ary hiadana* izy. Hovonjeko amin’ny fahavalo rehetra manodidina azy izy ka hataoko milamin-tsaina.+ Hantsoina hoe Solomona*+ mantsy izy, ary hataoko miadana sy milamina ny Israely amin’ny androny.+