Isaia 41:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Teneno anay izay hitranga amin’ny hoavy,Dia ho fantatray hoe andriamanitra ianareo.+ Manaova zavatra, na tsara na ratsy,Mba ho gaga izahay rehefa mahita an’izany.+
23 Teneno anay izay hitranga amin’ny hoavy,Dia ho fantatray hoe andriamanitra ianareo.+ Manaova zavatra, na tsara na ratsy,Mba ho gaga izahay rehefa mahita an’izany.+