2 Samoela 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy àry i Ahitofela: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny dadanao anao, ka vao mainka hahazo hery ny mpanohana anao.”
21 Hoy àry i Ahitofela: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny dadanao anao, ka vao mainka hahazo hery ny mpanohana anao.”