-
2 Mpanjaka 2:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Niakatra avy tany Jeriko i Elisa, ka nankany Betela. Rehefa teny an-dalana izy, dia nisy ankizilahy nivoaka avy ao an-tanàna ka naniratsira+ azy. Namerimberina niteny izy ireo hoe: “Miakara, ry ilay sola! Miakara, ry ilay sola!” 24 Nitodika nijery azy ireo i Elisa tamin’ny farany, ary nanozona azy ireo tamin’ny anaran’i Jehovah. Dia nisy orsavavy+ roa nivoaka avy tao anaty ala, ka namiravira+ ny 42 tamin’ireo ankizy ireo.
-