Hosea 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Vao mainka izy ireo izao manota,Ka manao sarivongana amin’ny volafotsiny.*+Tena mahay manamboatra sampy izy ireo. Asan’ny mpanao asa tanana daholo ireny. Hoy izy ireo amin’ireny: ‘Asaivo manoroka an’ireo zanak’omby+ ireo ny olona manao sorona.’
2 Vao mainka izy ireo izao manota,Ka manao sarivongana amin’ny volafotsiny.*+Tena mahay manamboatra sampy izy ireo. Asan’ny mpanao asa tanana daholo ireny. Hoy izy ireo amin’ireny: ‘Asaivo manoroka an’ireo zanak’omby+ ireo ny olona manao sorona.’