-
Eksodosy 14:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah, rehefa mahazo voninahitra aho ka resy i Farao sy ny kalesy fitondrany miady ary ny mpitaingin-tsoavaliny.”+
-
-
Salamo 37:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ho ringana kosa ny ratsy fanahy;+
Ho foana tahaka ny kijana maitso be ny fahavalon’i Jehovah;
Tsy ho hita intsony toy ny setroka izy ireny.
-