1 Mpanjaka 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Teo am-piandohan’ny taona,* dia nangonin’i Beni-hadada ny Syrianina, ary niakatra nankany Afeka+ izy mba hiady tamin’ny Israely.
26 Teo am-piandohan’ny taona,* dia nangonin’i Beni-hadada ny Syrianina, ary niakatra nankany Afeka+ izy mba hiady tamin’ny Israely.