2 Mpanjaka 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany* tao Betela, ka nilaza taminy hoe: “Mba fantatrao moa fa androany i Jehovah no haka ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?”+ Dia hoy izy: “Efa fantatro izany fa mangìna ianareo.”
3 Dia nankany amin’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany* tao Betela, ka nilaza taminy hoe: “Mba fantatrao moa fa androany i Jehovah no haka ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?”+ Dia hoy izy: “Efa fantatro izany fa mangìna ianareo.”