-
2 Mpanjaka 10:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Raha vao voarain’ireo olo-manan-kaja ilay taratasy, dia nalain’izy ireo izy 70 lahy+ zanaky ny mpanjaka, ka novonoiny. Dia nataony tao anaty sobika ny lohan’izy ireo, ary nalefany tany amin’i Jeho tany Jezirela.
-