7 Naniraka olona ho any amin’i Josafata mpanjakan’ny Joda koa izy, mba hilaza hoe: “Mikomy amiko ny mpanjakan’i Moaba. Koa hiaraka amiko hiady amin’i Moaba ve ianao?” Dia hoy i Josafata: “Handeha aho.+ Hoatr’anao ihany aho! Ny vahoakako dia vahoakanao ihany, ary ny soavaliko dia soavalinao ihany.”+