FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 18:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Niantso tandapa iray àry ny mpanjakan’ny Israely, dia niteny taminy hoe: “Asaivo mankatỳ haingana i Mikaia zanak’i Jimla.”+ 9 Samy nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany ny mpanjakan’ny Israely sy Josafata mpanjakan’ny Joda. Samy nanao akanjom-boninahitra izy ireo, ary nipetraka teo amin’ilay famoloana teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’i Samaria. Ary naminany teo anatrehan’izy roa lahy ny mpaminany rehetra. 10 Dia nanamboatra tandroka vy i Zedekia zanak’i Kenana, ka niteny hoe: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Amin’ireto no hanotoanao* ny Syrianina mandra-pandringanao azy tanteraka.’” 11 Naminany hoatr’izany koa ny mpaminany hafa rehetra, ka nilaza hoe: “Miakara any Ramota-gileada fa handresy ianao.+ Fa hataon’i Jehovah resinao ilay tanàna, ry mpanjaka!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara