-
1 Samoela 22:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara: “Efa fantatro mihitsy tamin’iny andro iny,+ rehefa nahita an’i Doega Edomita teo aho, fa tsy maintsy hiteny amin’i Saoly izy. Izaho no tompon’andraikitra tamin’ny nahafatesan’ny ankohonan-drainao manontolo. 23 Mijanòna miaraka amiko. Ary aza matahotra, fa izay mifofo ny ainao dia mifofo ny aiko koa. Izaho no hiaro anao.”+
-