2 Indray andro, dia nianjera avy teo amin’ny makarakara tamin’ny efitranony tany an-tampon-trano tao Samaria i Ahazia, ka naratra. Naniraka olona àry izy, ka niteny tamin’izy ireo hoe: “Mandehana anontanio i Bala-zeboba andriamanitr’i Ekrona+ raha ho sitrana amin’ity ratrako ity aho na tsia.”+