FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+ 24 Fasika sy vovoka no ranonorana harotsak’i Jehovah avy any an-danitra eo amin’ny taninao, mandra-pahalany ringana anao.

  • 2 Mpanjaka 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy i Elisa tamin’ilay vehivavy, renin’ilay ankizilahikely maty izay novelominy indray:+ “Mandehana ianao sy ny ankohonanao mifindra monina any amin’izay azonao aleha. Fa efa nilaza i Jehovah hoe hisy mosary+ eto amin’ity tany ity, ary haharitra fito taona izany.”

  • Ezekiela 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Ry zanak’olona, raha manota ny tany iray ka mivadika amiko, dia hatsotrako hamely azy io ny tanako. Hopotipotehiko ny sakafo rehetra voangona ao amin’ilay tany,*+ ary hasiako mosary ao.+ Dia haripako daholo ny olona sy ny biby ao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara