Jaona 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Intỳ misy ankizilahikely manana mofo* dimy sy trondro madinika roa. Izany anefa ve dia ho ampy an’ireo olona be dia be ireo?”+
9 “Intỳ misy ankizilahikely manana mofo* dimy sy trondro madinika roa. Izany anefa ve dia ho ampy an’ireo olona be dia be ireo?”+