-
Matio 14:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia hoy izy ireo: “Mofo dimy sy trondro roa fotsiny ange no atỳ aminay e!”
-
-
Marka 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hoy anefa ny mpianany: “Aiza atỳ amin’ity toerana mitokana ity no hahitana mofo hahavoky an’ireo olona ireo?”
-