2 Mpanjaka 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nisy lehilahy atao hoe Namàna, lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Syria. Olo-malaza izy ary nanaja be azy ny tompony, satria izy no nampiasain’i Jehovah hanomezana fandresena* an’i Syria. Miaramila matanjaka izy, saingy boka.* Lioka 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany. Tsy nisy nodiovina* anefa izy ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna Syrianina.”+
5 Ary nisy lehilahy atao hoe Namàna, lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Syria. Olo-malaza izy ary nanaja be azy ny tompony, satria izy no nampiasain’i Jehovah hanomezana fandresena* an’i Syria. Miaramila matanjaka izy, saingy boka.*
27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany. Tsy nisy nodiovina* anefa izy ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna Syrianina.”+