2 Mpanjaka 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Jorama+ zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, dia lasa mpanjaka i Jorama+ zanak’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Mbola nanjaka tao Joda koa i Josafata tamin’izay.
16 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Jorama+ zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, dia lasa mpanjaka i Jorama+ zanak’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Mbola nanjaka tao Joda koa i Josafata tamin’izay.