-
1 Mpanjaka 20:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ary hoy i Beni-hadada taminy: “Haveriko aminao ny tanàna nalain-draiko tamin-drainao. Ary afaka manao tsena* ho anao any Damaskosy ianao, toy ny nataon’ny raiko tany Samaria.”
Dia namaly i Ahaba hoe: “Havelako handeha ianao noho izany fifanarahana* izany.”
Nanao fifanarahana taminy àry izy, ka namela azy handeha.
-
-
1 Mpanjaka 22:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nanome baiko azy 32 lahy, lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy,+ hoe: “Aza miady na amin’iza na amin’iza, na amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”
-