-
Genesisy 19:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Navoakan’izy roa lahy àry ny tanany ka nosintoniny hankao aminy tao an-trano i Lota, dia nohidiany ny varavarana. 11 Ireo lehilahy teo am-baravarana kosa nataony jamba, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra, ka reraka fotsiny izy ireo nitady fa tsy hitany mihitsy ny varavarana.
-