-
2 Mpanjaka 7:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Notendren’ny mpanjaka hiambina ny vavahady ilay manamboninahitra lefitra natokisany. Voahitsakitsaky ny vahoaka teo am-bavahady anefa izy ka maty. Izany no efa nolazain’ilay lehilahin’Andriamanitra, rehefa nidina tany aminy ny mpanjaka.
-