1 Mpanjaka 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary novorin’i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria+ ny tafiny rehetra, sy ny mpanjaka 32 hafa niaraka tamin’ny soavalin’izy ireo sy ny kalesiny. Dia niakatra izy ka nanao fahirano+ an’i Samaria+ mba hiady taminy. 2 Mpanjaka 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Taorian’izay, dia novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny tafiny* manontolo, ka niakatra hanao fahirano an’i Samaria+ izy ireo.
20 Ary novorin’i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria+ ny tafiny rehetra, sy ny mpanjaka 32 hafa niaraka tamin’ny soavalin’izy ireo sy ny kalesiny. Dia niakatra izy ka nanao fahirano+ an’i Samaria+ mba hiady taminy.
24 Taorian’izay, dia novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny tafiny* manontolo, ka niakatra hanao fahirano an’i Samaria+ izy ireo.