-
1 Mpanjaka 16:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Tatỳ aoriana, dia henon’ny miaramila tao amin’ny toby hoe: “Nanao tetika hamelezana ny mpanjaka i Zimry, dia namono azy.” Nifidy an’i Omry+ lehiben’ny tafika àry ny Israely rehetra tao an-toby tamin’iny andro iny, mba hatao mpanjakan’ny Israely.
-
-
1 Mpanjaka 16:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tamin’ny taona faha-31 nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely i Omry. Ary nanjaka 12 taona izy, ka tao Tirza ny 6 taona.
-