-
1 Mpanjaka 21:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Izao koa no nolazain’i Jehovah momba an’i Jezebela: ‘Hohanin’ny alika ao amin’ilay tany eto Jezirela+ i Jezebela.
-