Genesisy 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ankoatra izany, dia hataoko ampamoaka* izay mandatsaka ny ranareo na ny ainareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra mandatsaka ny ranareo. Ary hataoko ampamoaka izay olona mandatsaka ny ain’ny rahalahiny.+ Levitikosy 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Raha misy manala ain’olona,* dia tsy maintsy vonoina ho faty koa izy.+
5 Ankoatra izany, dia hataoko ampamoaka* izay mandatsaka ny ranareo na ny ainareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra mandatsaka ny ranareo. Ary hataoko ampamoaka izay olona mandatsaka ny ain’ny rahalahiny.+