-
Eksodosy 32:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nankeo am-bavahadin’ny toby àry i Mosesy ka niteny hoe: “Iza no momba an’i Jehovah? Avia etỳ amiko!”+ Dia nitangorona teny aminy daholo ny Levita.
-
-
Salamo 94:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Iza no hitsangana hiaro ahy amin’ny ratsy fanahy?
Iza no hiandany amiko hanohitra an’ireo mpanao ratsy?
-