-
Jeremia 35:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hoy anefa izy ireo: “Tsy hisotro divay izahay, satria efa nanome baiko anay i Jonadaba+ zanak’i Rekaba razambenay hoe: ‘Aza misotro divay ianareo na ny taranakareo, na rahoviana na rahoviana.
-
-
Jeremia 35:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 dia izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Hisy olona avy amin’ny taranak’i Jonadaba zanak’i Rekaba foana hanompo eo anatrehako.”’”
-