FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Joasy+ zanak’i Ahazia+ mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Joahaza zanak’i Jeho.+ Ary nanjaka 17 taona izy.

  • 2 Mpanjaka 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tamin’ny taona faha-37 nanjakan’i Joasy+ mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Joasy zanak’i Joahaza. Ary nanjaka 16 taona izy.

  • 2 Mpanjaka 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tamin’ny taona faha-15 nanjakan’i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjaka tany Samaria i Jeroboama+ zanak’i Joasy mpanjakan’ny Israely. Ary nanjaka 41 taona izy.

  • 2 Mpanjaka 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny taona faha-38 nanjakan’i Azaria+ mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Zakaria+ zanak’i Jeroboama. Ary nanjaka enim-bolana izy.

  • 2 Mpanjaka 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tanteraka àry izay nolazain’i Jehovah tamin’i Jeho hoe: “Handimby anao eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely+ ny zanakao lahy hatrany amin’ny zafindohalikao.”+ Dia izany tokoa no nitranga.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara