-
Zakaria 13:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Samy ho menatra noho ny fahitana hitany ny mpaminany amin’izany andro izany, rehefa maminany. Dia tsy hanao akanjo volom-biby+ izy ireo mba hamitahana olona.
-