-
2 Mpanjaka 10:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Jeho, ka nalevina tany Samaria. Ary i Joahaza+ zanany no nanjaka nandimby azy.
-