1 Samoela 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+ 1 Mpanjaka 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Teo am-piandohan’ny taona,* dia nangonin’i Beni-hadada ny Syrianina, ary niakatra nankany Afeka+ izy mba hiady tamin’ny Israely.
29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+
26 Teo am-piandohan’ny taona,* dia nangonin’i Beni-hadada ny Syrianina, ary niakatra nankany Afeka+ izy mba hiady tamin’ny Israely.