15 Tamin’ny taona faha-27 nanjakan’i Jeroboama mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Azaria+ zanak’i Amazia+ mpanjakan’ny Joda.+ 2 Ary 16 taona i Azaria tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 52 taona tany Jerosalema izy. Jekolia no anaran-dreniny, ary avy any Jerosalema izy io.