-
1 Mpanjaka 14:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia nitsangana ny vadin’i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza. Raha vao tonga teo an-tokonan’ny tranony izy, dia maty ilay zanany.
-
-
1 Mpanjaka 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tamin’ny taona faha-26 nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tao Tirza i Elaha zanak’i Basa. Ary nanjaka roa taona izy.
-
-
1 Mpanjaka 16:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia niakatra avy tany Gibetona i Omry sy ny Israely rehetra, ka nanao fahirano an’i Tirza.
-