2 Mpanjaka 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nanao tetika hamelezana an’i Peka zanak’i Remalia i Hosea+ zanak’i Elaha, ka namono azy ho faty. Ary izy no nanjaka nandimby azy, tamin’ny taona faha-20 nanjakan’i Jotama+ zanak’i Ozia.
30 Dia nanao tetika hamelezana an’i Peka zanak’i Remalia i Hosea+ zanak’i Elaha, ka namono azy ho faty. Ary izy no nanjaka nandimby azy, tamin’ny taona faha-20 nanjakan’i Jotama+ zanak’i Ozia.