Hosea 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho meloka i Samaria,+ satria nikomy tamin’ny Andriamaniny.+ Ho fatin’ny sabatra izy ireo.+Ny zanany hatao torotoro,Ary ny kibon’ny vehivavy bevohoka ao hotatahana.”
16 Ho meloka i Samaria,+ satria nikomy tamin’ny Andriamaniny.+ Ho fatin’ny sabatra izy ireo.+Ny zanany hatao torotoro,Ary ny kibon’ny vehivavy bevohoka ao hotatahana.”