1 Tantara 10:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia maty i Saoly satria nivadika tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah+ mantsy izy sady nanontany mpamoha angatra,+ 14 fa tsy nanontany an’i Jehovah. Novonoin’Andriamanitra àry izy, ka i Davida zanak’i Jese indray no nataony mpanjaka.+
13 Dia maty i Saoly satria nivadika tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah+ mantsy izy sady nanontany mpamoha angatra,+ 14 fa tsy nanontany an’i Jehovah. Novonoin’Andriamanitra àry izy, ka i Davida zanak’i Jese indray no nataony mpanjaka.+