Eksodosy 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+ Deoteronomia 16:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Aza mamboly hazo hatao tsato-kazo masina*+ eo akaikin’ilay alitara ataonao ho an’i Jehovah Andriamanitrao, na hazo inona izany na hazo inona. 22 “Aza manao tsangambato masina ho anao koa,+ fa zavatra halan’i Jehovah Andriamanitrao izany.
13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+
21 “Aza mamboly hazo hatao tsato-kazo masina*+ eo akaikin’ilay alitara ataonao ho an’i Jehovah Andriamanitrao, na hazo inona izany na hazo inona. 22 “Aza manao tsangambato masina ho anao koa,+ fa zavatra halan’i Jehovah Andriamanitrao izany.