-
Deoteronomia 5:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nanao fifanekena tamintsika i Jehovah Andriamanitsika, tany Horeba.+
-
-
Deoteronomia 29:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Eto ianareo mba hianiana sy hanao fifanekena amin’i Jehovah Andriamanitrareo, dia ilay fifanekena ataon’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo anio.+
-