FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Noho izany, dia hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Marina fa efa niteny aho hoe handeha eo anatrehako foana ny ankohonanao sy ny ankohonan’ny razambenao.”+ Ankehitriny anefa, dia izao no lazain’i Jehovah: “Tsy avelako hitranga intsony izany. Fa izay manome voninahitra ahy no homeko voninahitra,+ ary izay maniratsira ahy kosa hatao tsinontsinona.”

  • Ezekiela 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ry zanak’olona, efa tapa-kevitra ny hanompo ny sampiny maharikoriko* ireo lehilahy ireo. Efa nanisy vato mahatafintohina mahatonga ny olona hanota koa izy ireo. Koa izaho ve dia hanaiky hanontaniany?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara