12 Tandremo anefa sao hadinoinao i Jehovah,+ ilay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny toerana nanandevozana anao. 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+