-
1 Mpanjaka 6:33-35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Toy izany koa no nanaovany ny fidirana mankao amin’ny tempoly.* Nasiany tolàna vita tamin’ny hazo kesika ilay izy, ka ireo ny ampahefany.* 34 Ary nanamboatra varavarana roa vita tamin’ny hazo zenevrie izy. Misy lelavaravarana roa ny varavarana tsirairay, ary samy mihodina amin’ny savily ireo lelavaravarana ireo.+ 35 Nasiany sary sokitra kerobima sy hazo palmie ary voninkazo mamelana izany. Dia nopetahany takela-bolamena ireo sary ireo.
-