FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 22:15-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony: “Mankanesa ao amin’io Sebna+ mpiandraikitra ny trano* io, ka ilazao izy hoe: 16 ‘Misy anjaranao angaha eto? Fa iza no manome alalana anao handavaka fasana eto?’ Mandavaka ny fasany eny amin’ny toerana avo mantsy izy, ary mandavaka toerana fialan-tsasatra* ho azy eny amin’ny harambato. 17 ‘Hobatain’i Jehovah anefa ianao, ralehilahy, dia hatsipiny mafy amin’ny tany. 18 Hahorongorony mafy be ianao, ka hatsipiny hoatran’ny baolina eny amin’ny tany malalaka. Dia any ianao no ho faty, ary ho any koa ny kalesinao mirenty be, ka ho afa-baraka ny ankohonan’ny tomponao. 19 Ary haongako hiala amin’ny toeranao ianao, dia hesoriko amin’ny andraikitrao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara