FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 hoe: ‘Mihainoa, ry Israely ô! Handeha hiady amin’ny fahavalonareo ianareo izao, ka aza mitebiteby. Aza matahotra na mihorohoro na mangovitra noho ny aminy.

  • Isaia 41:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 51:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Mihainoa ahy ianareo efa mahalala ny fahamarinana,

      Dia ianareo manana ny lalàko* ao am-ponareo.+

      Aza matahotra ny esoeson’ny olombelona mety maty,

      Ary aza mihorohoro satria hoe ambanimbaniny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara