-
2 Mpanjaka 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky hofitahin’ilay Andriamanitrao izay itokisanao ka hiteny hoe: “Tsy ho resin’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+
-