-
2 Tantara 32:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Hezekia, ka nalevina teo amin’ny fiakarana mankany amin’ny fasan’ny taranak’i Davida.+ Dia nanome voninahitra azy ny Joda rehetra sy ny mponin’i Jerosalema tamin’izy maty. Ary i Manase zanany no nanjaka nandimby azy.
-