2 Mpanjaka 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Navoakany avy tao an-tranon’i Jehovah ny tsato-kazo masina*+ ka nentiny teny ivelan’i Jerosalema, teny amin’ny Lohasahan’i Kidrona. Dia nodorany izany+ ka notorotoroiny ho lasa vovoka, ary nafafiny teny amin’ny fasam-bahoaka ilay vovoka.+
6 Navoakany avy tao an-tranon’i Jehovah ny tsato-kazo masina*+ ka nentiny teny ivelan’i Jerosalema, teny amin’ny Lohasahan’i Kidrona. Dia nodorany izany+ ka notorotoroiny ho lasa vovoka, ary nafafiny teny amin’ny fasam-bahoaka ilay vovoka.+