FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 33:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Napetrany tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra ilay sary sokitra nataony.+ Io trano io anefa ilay efa notenenin’Andriamanitra tamin’i Davida sy Solomona zanany hoe: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin’ny tanànan’ny foko rehetra teo amin’ny Israely, no hametrahako foana ny anarako.+ 8 Ary tsy hesoriko eo amin’ny tany nomeko ny razambeny intsony ny tongotry ny Israely, raha arahin’izy ireo tsara ny didy rehetra nomeko azy, dia ny Lalàna rehetra, izany hoe ny fitsipika sy ny didim-pitsarana nomeko tamin’ny alalan’i Mosesy.” 9 Notaomin’i Manase hanao ratsy foana ny Joda sy ny mponin’i Jerosalema, ka ny ratsy vitan’izy ireo dia mbola mihoatra noho ny nataon’ireo firenena naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny Israelita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara