FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nalaiko ilay zanak’omby, dia ilay fahotana nataonareo,+ ka nodorako tao anaty afo. Dia nopotipotehiko sy notorotoroiko tanteraka ilay izy ka lasa vovoka madinika tamin’ny farany. Natsipiko tao amin’ilay renirano nikoriana avy tany amin’ilay tendrombohitra ny vovony avy eo.+

  • Deoteronomia 31:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mpitsara 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mpitsara 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Niala tamin’i Jehovah ny Israelita, ary i Bala sy ireo sarin’i Astarta indray no nivavahany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara