-
2 Tantara 33:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona ho an’ny sary sokitra rehetra nataon’i Manase rainy izy,+ sady nanompo an’ireny foana. 23 Tsy mba nanetry tena teo anatrehan’i Jehovah+ anefa i Amona, tsy mba hoatran’i Manase rainy,+ fa vao mainka aza izy nampitombo ny helony.
-